Entry (1/5) | 1 tsiraka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/5) | 6 tsiraka |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina [1.1] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (3/5) | 15 tsiraka |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 tanjona [1.1] 18 havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana [Sihanaka] [1.78] |
Entry (4/5) | 19 tsiraka |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 Lefona lava zarana amakiana varavarana, [1.1] |
Entry (5/5) | 22 tsiraka |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 filaments, nervures des feuilles [1.3#784] 25 (toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles [1.196] |
Vocabulary |
26 Botany |
Synonyms | 27 tsiratsiraka |
Anagrams | 28 kitsara, ritsaka, sitraka, tsikara, tsiraka |
Updated on 2023/08/11 |