Entry | 1 tonizianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao 4 Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina [1.1] |
Explanations in English |
5 Tunisian [3.1] |
Explanations in French |
6 tunisien, tunisienne [3.1] |
Vocabulary |
7 Geography: countries, people |
Analogs | 8 toniZIa, Tonizia |
Updated on 2020/07/31 |