Entry tongony (tongotra)
Part of speech noun tongotra and pronoun
Explanations in English His foot, her foot, their feet [3.1]
Explanations in French Son pied, leur pied, ses pieds, leurs pieds [3.1]
Examples 
1Tany Andapa ny lohan'izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony [2.472]
2Tsapaina koa ny tongony aman-tanany [2.324]
3Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471]
4Lavarangana misy tongony mivodivato, no misokera azy amin'ny lafiny andrefana sy avaratra [2.470]

Entry tongony
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tongotra fanohanana na fampijoroana zavatra iray [1.13]
Explanations in French Béquille [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31