|
|
|
|

Entry (1/8)1  tomboka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1]
Explanations in French  4  un coup de pioche donné à la terre [1.3]
Compound words 

Entry (2/8)8  tomboka
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
Explanations in French  11  accusations fausses [1.3]
Derivatives 
12  Passive verbs :
13  Names :
Compound words 

Entry (3/8)16  tomboka
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1]
Explanations in French  19  apposition du cachet à une pièce officielle [1.3]
Derivatives 
20  Relative verbs :
21  Names :
Compound words 

Entry (4/8)23  tomboka
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [Taisaka] [1.1]
Examples  26  Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina. [2.508#]
Compound words 

Entry (5/8)28  tomboka
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1]

Entry (6/8)31  tomboka
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
34  Karazana vay mpahazo ny omby [1.1]
35  karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13]
Explanations in French  36  charbon [1.3, 1.13]
37  anthrax, bubon très douloureux [1.3]
38  charbon bactéridien [1.196]
Vocabulary  39  Health
40  Zoology: veterinary art
Compound words 

Entry (7/8)42  tomboka
Part of speech  43  noun
Explanations in Malagasy  44  loaka, lavaka [Bezanozano] [1.78]

Entry (8/8)45  tomboka
Part of speech  46  adjective
Explanations in Malagasy  47  bongo: Trano bongo [Bezanozano] [1.78]

Anagrams  48  kombato, tamboko, tokambo, tombako, tomboka

Updated on 2023/04/24