Entry | teboka roa | |
Elementary words | teboka ; roa | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mari-pijanonan-tsoratra fampiasa: -a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely -b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho -d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [1.1] | |
Explanations in English | Colon [3.1] | |
Explanations in French | Deux points [1.5, 1.13] | |
Vocabulary | Linguistics | |
Analogs | teboka telo ~ teboka aman-paingo ~ teboka famaranana | |
Tables and plates | Punctuation marks | |
Updated on 2023/01/01 |