Entry (1/2) | 1 tazo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan'aretina mampanetsetra sy miteraka fanaviana izay mampisondrotra ny hafanana ary mandreraka tsikelikely: Nandringana olona izaitratra ny tazo fahiny teto Madagasikara ~ "Injany manako ny kotrok'orana / Mandreraka sady mandazolazo / Tsapaina ny fo, ka mangorangorana / Matana kanefa tsy voan'ny tazo" (S. BEM) 4 Aretim-panahy noho ny fahavoazana iray lehibe nihatra tamin' ny tena: Voan' ny tazom-karena Rangahy iny [1.1] 5 fanaviana mampiakatra hafanana [1.13] 6 Jereo "Tazo" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 186] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] |
Explanations in English |
7 malaria; fever in general [1.7] |
Explanations in French |
8 la fièvre [1.3] 9 paludisme [1.8, 1.54] 10 malaria; fièvre en général [1.8] 11 fièvre [1.13] |
Examples |
12 Ny tazo dia miparitaka avy amin'ny moka. [2.424#] |
Vocabulary |
13 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Quotes | 18 Texts mentioning tazo |
Article |
19 Randzavola: tazo ao amin' ny Baiboly (=> aretina) |
Entry (2/2) | 20 tazo |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 (vient sans doute de la vieille racine tazo : nu ; et en état de nudité ; les femmes à qui incombait autrefois le travail des tarodières effectuaient les travaux pénibles qu'exige cette culture complètement nues. C'est une des raisons pour lesquelles les hommes ne devaient pas approcher de ces cultures de taro). Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). Plante alimentaire bien connue. L'une des plus anciennes cultures du monde, importée par les Proto-Malgaches depuis au moins deux millénaires. Tubercules et feuilles comestibles. Voir saonjo, nom aujourd'hui le plus répandu. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulary |
23 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 25 tazo, zato |
Updated on 2023/09/15 |