|
|
|
|

Entry1  taninketsa
Elementary words  2  tany, ketsa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary
Explanations in English  5  [1.7] the seedbed where young rice plants are grown
Explanations in French  6  [1.3][tanin-ketsa] terrain où l'on sème le riz
7  [1.8] petite rizière où l'on cultive les plants de riz
8  [1.13] pépinière
9  [1.196][tanin-ketsa] La pépinière
Examples  10  Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano. [2.445#]
11  dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! [2.48]
12  Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. [2.356#]
Vocabulary  13  Economy: agriculture
Proverbs  14  Proverbs containing the word taninketsa

Anagrams  15  entantsika, taninketsa, tenantsika

Updated on 2023/12/03