Entry (1/4) | 1 tamana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Zatra: Tama-miresaka amin' ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra 4 Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin' ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin' ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho vao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva 5 Finaritra amin' ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy [1.1] |
Explanations in English |
6 happily settled, liking a place or situation [1.7] |
Explanations in French |
7 apprivoisé [1.8, 1.196] 8 qui se trouve bien là où il est; qui se plaît dans un endroit; accoutumé [1.8] |
Examples |
9 ny soa tamana tiam-bady, ary ny hendry tamana tian-kavana. [2.69#227] 10 Izaho, hoy izy, tsy tamana intsony any amin ‘ny kilasimandry. [2.356#21] |
Derivatives |
|
Entry (2/4) | 15 tamana |
Part of speech | 16 adjective |
Explanations in Malagasy |
17 lehibe (omby) [Taisaka]
[1.78] |
Entry (3/4) | 18 tamana |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 zanak'omby vavy [Bara]
[1.78] 21 ombivavy [Tanosy] [1.78] |
Vocabulary |
22 Zoology: mammals |
Entry (4/4) | 23 tamana |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 . D'après Grandidier, espèce de bambou de la côte Nord-Ouest. Encore appelé volosy. [Tankarana]
[1.196] 26 [Sakalava] |
Vocabulary |
27 Botany |
Anagrams | 28 manata, mataña, tamana |
Updated on 2020/07/31 |