Entry | 1 tahia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Angaka kely mitovy amin' ny tsiriry ny volony (Dendrocygna major) [1.1] |
Explanations in French |
4 petit canard sauvage [1.54] |
Examples |
5 Tamin' izany fotoana izany, mbola be vorona an-drano tany Antsihanaka: tsiriry, angaka, tahia, talevana. [2.472] |
Vocabulary |
6 Zoology: birds |
Updated on 2020/07/31 |