Entry sy
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny): Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [1.1]
Explanations in English And [1.7]
Explanations in French Et [1.8]
Morphology 
Simple : sy
Prefixed : -tsy
Compound words 
Analogs  amana ~ ary ~ mbamy ~ dia ~ ka

Entry sy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Fifiahara fary [1.78]
Synonyms sahy

Entry sy
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] Hyparrhenia rufa Stapf (Poaceae). Bonne espèce fourragère ; éliminée par les feux de prairie trop fréquents. Voir aussi simena. [1.196]
Scientific name Hyparrhenia rufa
Vocabulary 

Updated on 2023/08/11