Entry | sokoina (soko) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Idirana an-tsokosoko:
Nosokoin' ny fahavalo ny tanàna Atao mangingina: Nosokoiny moramora tao ny fianarana ka azony ny voalohany Angalarina na simbana tsy misy mahita: Nosokoin' ny ankizy ny paison-dRabe Tratra, voa tsy nanampo, notampohina: Nosokoin' ny divay i Noe ka mamo [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on fait, qu'on donne, qu'on prend, qu'on vole à la dérobée, en cachette; que le sommeil, que le rhum surprend: Nosokoin' ny fahavalo ny tananàna (Les ennemis sont entrés à la sourdine dans le village) ~ Nosokoiko ny fiasa ny tanimbariko (J'ai travaillé ma rizière à la dérobée) [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Updated on 2023/06/05 |