Entry soherina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay [1.1]
 Biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra [1.13]
Explanations in French Chrysalide, nymphe [1.13]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31