Entry (1/5) | 1 sefo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 asthma. See kitratraina, sohika, satra [1.2#565] |
Explanations in French |
4 asthme [1.13] |
Vocabulary |
5 Health |
Derivatives |
|
Analogs | 8 kitraTRAina, SAtra, SOhika |
Entry (2/5) | 9 sefo |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in English |
11 chief [3.1] |
Explanations in French |
12 chef [3.1] |
Examples |
13 Nankalazaina vao haingana tamin' ny haino aman-jery ny Sefo Fokontany (SFKT) tamin' ny fotoana nanomezana fiofanana azy ireo tao amin' ny Lapam-panjakana ao Iavoloha. [4.27#] 14 Vitany mihitsy ny manao ny tsy fanao ka misolelaka amin' ny sefo, mifanaraka mivantana amin' ny lehibe, momba ny raharaha mbola tokony handalo any amin' ny solontenan' ny mpiasa. [1.369#] |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 17 sefo |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in English |
19 A plant. Same as vonoa [Sakalava]
[1.2#565] |
Explanations in French |
20 (peut être un nom souahéli ?). Adansonia digitata L. (Malvaceae). Baobab d'origine africaine, planté çà et là sur la côte Ouest, notamment à Majunga [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
21 Botany |
Scientific name |
|
Entry (4/5) | 23 sefo |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 (peut être une allusion à la toxicité ; il provoquerait des troubles respiratoires). Givotia madagascariensis Baill. (Euphorbiaceae). Nom cité par Capuron, Service Forestier 6885. [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
26 Botany |
Scientific name |
|
Entry (5/5) | 28 Sefo |
Part of speech | 29 name (biblical) |
Explanations in English |
30 Shepho [2.996] |
Explanations in French |
31 Shepho [2.996] |
Examples |
32 Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy sefo ary Onama. [2.996#01.036.023] |
Vocabulary |
33 Holy Scriptures |
unkLabel:Xbcvs: | 34 Chapters and verses mentioning Sefo |
Tables and plates |
35 Full list |
Anagrams | 36 feso, sefo |
Updated on 2022/01/02 |