Entry (1/3) | 1 safiny |
Part of speech | 2 noun safy and pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanampiny, famenony (akanjo). [1.1] |
Entry (2/3) | 4 safiny |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 tsirin-teny tsy misy asany sy heviny ao amin'ny teny iray [1.13] |
Explanations in French |
7 voyelle d'appui [1.13] |
Vocabulary |
8 Linguistics |
Entry (3/3) | 9 sàfiny |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 empiècement [1.13] |
Vocabulary |
12 Technology |
Anagrams | 13 fanisy, fasiny, safiny, sàfiny, fanisy, fasiny, safiny, sàfiny |
Updated on 2020/07/31 |