Entry | 1 rofy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Health |
Explanations in Malagasy |
4 Faty, fahoriana [1.78] 5 Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity [1.1] 6 Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy [1.1] |
Explanations in English |
7 Illness, ill health [1.7] |
Explanations in French |
8 Maladie, malaise [1.54] 9 Maladie chronique, mauvaise santé [1.8] |
Examples |
10 amin' ny rofy sy fahosana mahazo anao! [2.470#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word rofy |
Anagrams | 14 fory, rofy |
Updated on 2023/08/15 |