|
|
|
|

Entry1  roavoamena
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: finances, management
Explanations in Malagasy  4  Voamena roa (0,40Fr) [1.1]
Examples  5  Vaton-doso roa, vaton-kirobo sy sikajy sy roavoamena dia akotry no sisa. [1.437#]
6  Iny ary, hoy Bina, sady nomeny roavoamena izy, fa mba ataovy manitra tsara hisotroana ranovola. [2.499#41]
Elementary words  7  roa, voamena

Updated on 2024/07/16