|
|
|
|

Entry (1/2)1  rivo-doza
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Meteorology
Explanations in Malagasy  4  Rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1]
5  Rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13]
Explanations in French  6  Cyclone [1.13]
Examples  7  Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445]
8  Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27]
9  Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18]
Synonyms  10  rivo-mahery
Elementary words  11  rivotra, loza
Titles 
Illustrations 
13 

Entry (2/2)14  Rivo-doza
Part of speech  15  name (play)
Vocabulary  16  Literature: plays
Elementary words  17  rivo-doza
Author  18  Rajemisa-Raolison Régis
Publishings  19 
Tables and plates  20  Full list

Updated on 2024/08/13