Entry (1/4) | 1 ranjo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra [1.1] |
Explanations in English |
4 the leg from knee to ankle [1.7] |
Explanations in French |
5 la jambe du genou à la cheville [1.8] |
Examples |
6 Napetraka ary ambody fiakarana ary ny aotomobilina fa anjaran'ny faladia sy ny ranjo no sisa. [1.335#] 7 Nahazo hafanana vetivery teo ny lehilahy ka finaritra ery manafosafo ny ranjo sy mamolapolaka ny rantsan-tanana mafana loatra indray. [2.470#44] |
Vocabulary |
8 Biology |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Entry (2/4) | 16 ranjo |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 Anaran-kazo (Dracaena reflexa) [1.1] |
Explanations in English |
19 a shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth. Dracaena reflexa, Lam. Same as tavivolalahy (Bets.), tsimitrona (Tank.), and tsihasinkasina (Antsih.) [1.2] |
Vocabulary |
20 Botany |
Entry (3/4) | 21 ranjo |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in French |
23 Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses. Sens abstrait ancien : honorer, respecter. [1.196] |
Vocabulary |
24 Botany |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 26 ranjo |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in French |
28 Dracaena reflexa Lam. (Asparagaceae). Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot hasina. [Betsileo, Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
29 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 31 Rajon, ranjo |
Updated on 2024/10/30 |