Entry | 1 rameva |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa. Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony. [1.1] |
Explanations in English |
4 A camel. See angamenavava, angamia [1.2] |
Explanations in French |
5 chameau [1.54] |
Vocabulary |
6 Zoology: mammals |
Article |
7 Randzavola: rameva ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/18 |