|
|
|
|

Entry (1/2)1  rajako
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin' ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin' ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy
4  Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan' ny olona [1.1]
Explanations in English  5  see Jako [1.2]
6  a monkey (African) [1.7]
Explanations in French  7  singe [1.54]
8  singe (africain) [1.8]
Vocabulary  9  Zoology: mammals
Article  10  Randzavola: rajako ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)11  rajako
Part of speech  12  noun
Explanations in English  13  Perrier's sifaka, Perrier de la Bathie's sifaka, Perrier's simpona (Propithecus diadema perrieri) [2.233]
Explanations in French  14  propithèque de Perrier (Propithecus diadema perrieri) [2.233]
Vocabulary  15  Zoology: mammals
Tables and plates  16  The Lemurs

Updated on 2022/07/18