Entry | 1 polisa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [fr. pouls] Fitepon' ny fo manosika ny ra, izay mora heno indrindra eo amin' ny hato-tanana anoloana: Ny isan' ny polisa ho an' ny olona salama dia eo amin' ny 72 isa-minitra eo. / Mitsapa polisa [1.1] |
Vocabulary |
4 Health |
Updated on 2020/07/31 |