Entry | 1 mpanova |
Root | 2 ova |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fanapahana na fanohizana olika ara-aratra [1.13] |
Explanations in French |
5 commutateur [1.13] |
Examples |
6 Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka [2.366#] |
Vocabulary |
7 Physics |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/08 |