Entry | 1 mofo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zava-pihinana atao amin' ny kobam-bary na lafarinina voapotsipotsika ka andrahoina amin' ny menaka na atao anaty lafaoro fotsiny 4 (Karaza-mofo: mofo gasy, mofo dipaina, mofosira na ramanonaka, mofo menakely, mofo tampontsatroka, mofo koba na kobandravina, mofomamy, mofo randrana, mofo akondro, mofo tantely, mofo makasaoka, mofo malandy, mofo sponjy, mofo baolina) [1.1] |
Explanations in English |
5 bread [1.7] |
Explanations in French |
6 pain [1.8] |
Examples |
7 Sady nihinana no velon-kira nony nozaraina ny mofo. [2.470] |
Vocabulary |
8 Economy: food |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mofo |
Article |
14 Randzavola: mofo ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |