|
|
|
|

Entry (1/3)1  mizara
Root  2 zara
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana
5 Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra
6 Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo
7 Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? [1.1]
Explanations in English  8 to divide out, to distribute; to be divided [1.7]
Explanations in French  9 diviser, distribuer [1.3.fr#868, 1.8]
10 faire des lots
11 être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en [1.3.fr#868]
12 diviser [1.13.fr#149]
Examples  13  mizara firy izy io? [2.314#59]
14  Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. [2.442#66]
15  Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314#59]
16  Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) [1.3#868]
17  mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) [1.3#868]
18  mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) [1.3#868]
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :
All compound words  23  6 combinations of that word
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Entry (2/3)25  miza
Root  26 zara
Part of speech  27  imperative of active verb mizara [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1#749]
Explanations in French  [1.3#868]

Entry (3/3)28  mizara
Root  29 zara
Part of speech  30  noun
Explanations in English  31 division [1.7]
Vocabulary  32  Mathematics: arithmetic
All compound words  33 isa mizara

Anagrams  34 mariza, 35 mazary, mizarà, mizara, 36 Zamirà

Updated on 2026/02/26