Entry | 1 miafa |
Root | 2 afa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako. (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra) [1.1] |
Explanations in English |
5 imperative and relative not used. To be recovering from sickness. [1.2] |
Explanations in French |
6 Se dit de la fièvre qui diminue [1.3#5] |
Vocabulary |
7 Health |
Morphology |
|
Anagrams | 11 famia, mafia, miafa |
Updated on 2023/03/02 |