Entry |
manisa
(sisa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Mamela sisa [1.78]
|
| Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko! Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manisa |
Past : |
nanisa |
Future : |
hanisa |
|
Proverbs |
|
Entry |
manisa
(isa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [1.1]
|
Explanations in English | To count [1.7]
|
Explanations in French | Compter, énumérer, mettre au nombre.
Mahay manisa sahady ity zaza kely ity:
ce petit enfant sait déjà compter. [1.3]
|
| Compter [1.8]
|
| Compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [1.13]
|
Examples | Manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly".
[2.471]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
manisa |
Past : |
nanisa |
Future : |
hanisa |
Imperative : |
manisà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
manisÃ
(isa)
|
Part of speech | imperative of active verb manisa
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|