Entry manembona (embona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatsiaro ka malahelo, manina: Manembona ny any aminay aho izany!
Mitovy hevitra: lasa ambiroa ~ lasa eritreritra ~ lasa vinany ~ lasam-borona ~ mahatsiahy ~ mahatsiaro ~ mahatsiaro ny lavitra ~ mandrembona ~ mangorotsoka ~ manimanina ~ manina ~ vitsika momba kitay [1.1]
Examples 
1Mafy izany manembona ny tany niaviana izany! [2.528]
2Manembona azy koa aho indraindray toa mifamaly amin' ny azy. [2.470]
Morphology 
Present : manembona
Past : nanembona
Future : hanembona
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/02/26