Entry mandritra (ritra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahatankina: Mandritra dobo
Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa
Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka [1.1]
Explanations in French Dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner [1.3]
Morphology 
Present : mandritra
Past : nandritra
Future : handritra
Imperative : mandrita

Entry mandritra (ritra)
Part of speech preposition [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho
Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho [1.1]
Explanations in English During, until the end of [1.7]
Explanations in French Pendant, jusqu'à la fin de [1.8]
Examples 
1Eny an-tsena any no lahasa mandritra ny zoma maty masoandro. [2.470]
2Iny foana niresakay tao an-trano mandritra ny herinandro. [2.472]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/25