Entry | manao soa volovoloina | |
Elementary words | manao ; soa ; volovoloina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana fanaovana soa olona nefa andatsalatsana sy imenomenonana any aoriana; manao soa arahin-datsa [1.1] | |
Explanations in French | Faire un bien chevelu: faire du bien tout en faisant des reproches [1.3] | |
Updated on 2023/07/26 |