|
|
|
|

Entry1  mamboly
Root  2  voly
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo
Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina
Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny
Explanations in French  5  [1.13, 1.196] planter, cultiver
6  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [mambôly] planter, cultiver
[mambôly] planté, cultivé
Examples  7  mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona; [2.59#65]
8  Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52]
Vocabulary  9  Economy: agriculture
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mamboly

Updated on 2020/07/31