|
|
|
|

Entry (1/2)1  malemy
Root  2  lemy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza
5  Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity
6  Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy
7  Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: MbelĂ  fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io
8  Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1]
Explanations in English  9  soft; weak [1.7]
Explanations in French  10  mou [1.8, 1.13]
11  faible [1.8]
Examples  12  Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472]
Derivatives 
13  Active verbs :
Analogs  14  boda, bodaka, modaka, motraka, lotaka, mondaka, nondaka, boretaka, mihonankonana, malemilemy, mavozo, mavozovozo, marary ovana, tsy matanjaka, garera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, tsingozahoza, marezoka, marazoka, mangozohozo, konetaka, vavivavy, kely aina, kely ambaitra, somararetra
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word malemy

Entry (2/2)25  malemy
Root  26  lemy
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  voan'ny paralisia [1.13]
Explanations in French  29  paralytique [1.13]
Vocabulary  30  Health

Anagrams  31  malemy, mamely

Updated on 2023/05/24