Entry (1/3) | 1 liona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 laona [Tambahoaka]
[1.78] 4 laona [Bezanozano] [1.78] |
Entry (2/3) | 5 liona |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka [1.1] |
Examples |
8 Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra [1.38] 9 Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293] |
Vocabulary |
10 Zoology: mammals |
Compound words |
|
Article |
12 Randzavola: liona ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/3) | 13 liona |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French |
15 bout des branches. [Tankarana]
[1.19] 16 (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy. [1.196] |
Vocabulary |
17 Botany |
Anagrams | 18 alino, lanio, liona |
Updated on 2023/10/28 |