Entry | 1 lena |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko |
Explanations in English |
4 [1.7] wet, moist |
Explanations in French |
5 [1.8] humide, mouillé |
Examples |
6 Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [2.472] 7 Izany indrindra no nahatonga azy tsy hihafahafa ka hivary lena amin' ireto namany ireto. [2.470] |
Derivatives |
|
Antonyms | 13 maina |
Analogs | 14 manda, petsa, poretsaka, vonto, bibaka, hetsaka, hotsaka, fetsaka, loditra, kotsa, ditsaka, tantera-drano, mitsoitsoy, mitera-drano, mitsi-drano, malana, malamalana |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 30 Proverbs containing the word lena |
Anagrams | 31 |
Updated on 2025/01/21 |