Entry (1/2) | 1 lejo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Lava manify [1.1] |
Explanations in French |
4 Long, fluet, grêle, mince, qui fléchit sous son propre poids [1.3#398] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 6 lejo |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Ny lafy fahatelo manatrika ny zoro mahitsy amin' ny telolafy mahitsizoro [1.1] 9 lafy mifanatrika amin'ny zoro mahitsy ao amin'ny telolafy mahitsizoro [1.13] |
Explanations in French |
10 hypoténuse [1.13] |
Examples |
11 Ny lejo atao toradroa dia mira amin' ny fitambaran' ny lafy roa hafa samy atao toradroa [1.1] |
Vocabulary |
12 Mathematics: geometry |
Updated on 2023/01/18 |