Entry (1/2) | 1 L l |
Part of speech | 2 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina. |
Explanations in French |
4 [1.3] Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache. |
Analogs | 5 abidy |
Tables and plates |
6 The Alphabets |
Article |
7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 10 L l |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 [3.1] marika romana izay milaza ny isa 50 |
Vocabulary |
13 Mathematics: arithmetic |
Tables and plates |
14 The Numbers |
Updated on 2024/12/21 |