Entry | 1 kisoa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1] |
Explanations in English |
4 a pig [1.7] |
Explanations in French |
5 porc [1.54] 6 porc, cochon [1.8] |
Examples |
7 Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69#] 8 Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41] |
Vocabulary |
9 Zoology: mammals |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word kisoa |
Article |
15 Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 16 akiso, isoka, kiosa, kisoa, osika, sioka, sokia |
Updated on 2023/06/27 |