|
|
|
|

Entry (1/5)1  kiry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony
Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany
Explanations in English  4  [1.7] obstinacy
Explanations in French  5  [1.8] entêtement
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/5)12  kiry
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty
Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra
Volo eo anilan' ny sofina

Entry (3/5)15  kiry
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.78] [Taisaka] fiovana

Entry (4/5)18  kiry
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  [1.78] [Taisaka, Bara] nendra
21  [1.78] [Tanosy] hatina
Vocabulary  22  Health

Entry (5/5)23  kiry
Part of speech  24  noun
Explanations in French  25  [1.19] [Tankarana] croix grecque.
Synonyms  26  kily

Anagrams  27  kiry, riky

Updated on 2023/10/24