Entry (1/2) | 1 kirìna |
Root | 2 kiry |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy mety miova amin' ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy azo ahodina amin' ny heviny |
Explanations in English |
5 [1.7] obstinate |
Explanations in French |
6 [1.3] obstiné, entêté, tenace 7 [1.8] entêté |
Derivatives |
|
Analogs | 9 be ditra, mafy hatoka, mafy sofina, be tohika, be bohihy, botraika, tsy azo atao ahoana amin' ahoana, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka |
Entry (2/2) | 10 kirina |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce d'insecte. |
Vocabulary |
13 Zoology: invertebrates |
Anagrams | 14 ikiran, kaniry, kinary, kirain, kirany, kirìna, kirina, nikira, rikain, rikany |
Updated on 2023/01/20 |