Entry | 1 kinkiho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ny faritra ivelan'ny fitohizan'ny toron-tsandry sy ny sandry, kiho: Mitovy foretana fany samby hafa fandre koa ny lohalitre amin'kinkiho (samy miforitra nefa samihafa fandry toy ny lohalika sy ny kiho) [Tanala]
[1.78] |
Explanations in French |
4 coude (minko). § kìho. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
5 Biology |
Updated on 2020/07/31 |