Entry | 1 kansera |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Aretina nantsoin' ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan' ny taova iray izay mitombo tsy ara-dalàna ka mananika amin' ny faritra hafa ary dia miely eran' ny tena ka manambaka ny aina; ny ankabeazan' ny kansera vao miforona dia mety ho sitrana raha tsaboina amin' io fotoana io [1.1] |
Vocabulary |
4 Health |
Updated on 2020/07/31 |