|
|
|
|

Entry (1/4)1  kaky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko
4  Teny fanajana entina milaza ny ray na ny olona azo heverina ho toy ny ray: Eto angaha Ikaky mipetraka [1.1]
Explanations in French  5  père. [Tankarana] [1.19]
Examples  6  Inona izato entinao, ry kaky? [2.298]
7  Vonjeo aho rey kaky aman-draneniko! [2.4]
Vocabulary  8  Relationships: family

Entry (2/4)9  kaky
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  voankazo [1.13]
Explanations in French  12  kaki [1.13]
13  (du nom japonais kaki, repris par les Français). Diospyros kaki L.f. (Ebenaceae). Arbre fruitier originaire du Japon. Introduit et cultivé sur les plateaux. Fruits comestibles. [Merina] [1.196]
Vocabulary  14  Botany: fruit
Scientific name 

Entry (3/4)16  kaky
Part of speech  17  Unspecified
Explanations in Malagasy  18  [Bara] [1.78]

Entry (4/4)19  kaky
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  Vifotsy: Tafo kaky [Bara] [1.78]
Vocabulary  22  Chemistry

Updated on 2020/07/31