Entry | joko tsoriaka mahasambo-kary | |
Elementary words | joko ; tsoriaka ; mahasambotra ; kary | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy [1.1] | |
Examples | Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary
[1.1] | |
Updated on 2023/10/26 |