Entry (1/2) | 1 jako |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Lava manify mitezotezo [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 5 jako |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Karazam-biby lehibe manakaiky ny olombelona eo amin' ny rafitry ny tenany, izay feno volo maniry 8 Enti-milaza olona faran' izay ratsy tarehy [1.1] |
Explanations in English |
9 a monkey (African) [1.7] |
Explanations in French |
10 singe [1.54] 11 singe (africain) [1.8] |
Vocabulary |
12 Zoology: mammals |
Anagrams | 13 jako, koja |
Updated on 2020/07/31 |