Entry | 1 izy |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso 4 Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [1.1] |
Explanations in English |
5 He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] [1.2] 6 he, she, it [1.7] |
Explanations in French |
7 Il, elle, lui, le, la [1.3] 8 Il, elle [1.5] 9 il, elle [1.8] |
Explanations in Italian |
10 egli; ella [1.18] |
Compound words |
|
Titles |
|
Tables and plates |
20 All the pronouns 21 All the pronouns |
Updated on 2023/08/01 |