|
|
|
|

Entry1  izahay
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
4  Malagasy izahay fa ianareo vazaha.
5  Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny:
6  Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1]
Explanations in English  7  We (excluding the person addressed). Compare isika. [1.2]
8  we (excluding those addressed) [1.7]
Explanations in French  9  Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3]
10  nous (exclusif) [1.5, 1.8]
Explanations in Italian  11  noi [1.18]
Titles 
Tables and plates  13  All the pronouns
14  All the pronouns

Updated on 2020/07/31