Entry | 1 itony |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [1.1] |
Explanations in English |
4 this [1.7] |
Explanations in French |
5 celui-ci, ce [1.8] |
Examples |
6 itony tany no tsotsofina; [2.69] 7 Mankasitraka, fa soa itony. [2.245] 8 Tsy hita itony olona itony. [2.4] 9 Inona izao no anaran' itony? [2.471] |
Derivatives |
|
Tables and plates |
11 All the pronouns 12 All the pronouns |
Anagrams | 13 intoy, itony |
Updated on 2020/07/31 |