Entry | 1 irony |
Root | 2 iroa |
Part of speech | 3 pronoun |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony [1.1] |
Explanations in English |
5 those far away yonder (in sight) [1.7] |
Explanations in French |
6 ce, celui-ci, celle-là; voilà [1.3] 7 ceux-là, bien loin (visibles) [1.8] |
Examples |
8 Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296] 9 Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [2.4] |
Tables and plates |
10 All the pronouns 11 All the pronouns |
Updated on 2023/01/21 |