Entry | 1 ireto |
Root | 2 ito |
Part of speech | 3 pronoun |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba [1.1] |
Explanations in English |
5 those, these. Plural of Ito, which is obsolete except in compounds [1.2#291] 6 these quite near (in sight) [1.7.en#32] |
Explanations in French |
7 ceux-ci, celles-ci; ces [1.3] 8 ceux-ci, tout près (visibles) [1.8] |
Examples |
9 Tsy nisy niteny ireto namany. [2.499] 10 Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto? [2.48] 11 Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto [2.559] |
Tables and plates |
12 All the pronouns 13 All the pronouns |
Updated on 2023/01/21 |