|
|
|
|

Entry (1/3)1  indrỳ
Part of speech  2  interjection
Explanations in Malagasy  3  Enti-manondro olona na zavatra tokana erỳ lavitra: Indrỳ lasa ny fiaramanidina [1.1]
Explanations in English  4  behold! Here it is. See indro [1.2]
5  look! there it is! [1.7]
Explanations in French  6  tiens!
7  le voilà (au loin) [1.3]
8  voilà! là! [1.8]
Tables and plates  9  All the interjections

Entry (2/3)10  indrỳ
Part of speech  11  pronoun
Explanations in Malagasy  12  Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra izaitsizy, toy ny "ialahy" amin' ny samy lehilahy: Indrỳ ve tsy mahita mpampianatra zavamaneno hampianatra ahy? / Taiza aho no hitan' indrỳ nanendrikendrika an' indrỳ [1.1]
Explanations in English  13  you (singular), used familiarly by mother to daughter [1.7]
Explanations in French  14  toi, s'emploie entre la mère et sa fille [1.8]
Tables and plates  15  All the pronouns
16  All the pronouns

Entry (3/3)17  indry
Part of speech  18  Unspecified
Explanations in Malagasy  19  [Bara] [1.78]

Anagrams  20  indry, indrỳ, indry, indrỳ

Updated on 2023/01/22