Entry | 1 ianao |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina: 4 Amin'ny firy no handeha ianao? [1.1] |
Explanations in English |
5 thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your, and e'gnui o thou.] Compare anao. [1.2] 6 same as hianao [1.7] |
Explanations in French |
7 vous (employé pour toi) [1.3] 8 vous (respect) [1.5] 9 même que hianao [1.8] 10 (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi. [Tanala] [1.6] |
Explanations in Italian |
11 tu [1.18] |
Examples |
12 Hahita loza ianao! [2.528#] 13 Manao ahoana ianao, anaka? [2.4#] 14 ianao ve no mahateny ahy izany! [2.470#] 15 Fantatro fa tia ahy tokoa ianao. [2.445#] |
Other spellings | 16 hianao |
Compound words |
|
Tables and plates |
21 All the pronouns 22 All the pronouns |
Anagrams | 23 aoina, ianao |
Updated on 2021/10/05 |